| Teny iditra | 1 ierena |
| Fototeny | 2 ery |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#129] |
| Ohatra |
8 misy alan-tapia be lohasaha sy lava-bato azo ierena, be vatovato azo itampifiana sy bozaka lava azo isitrihana, be toerana ahatazanana izay olona rehetra mandeha, ary ny moron'ny renirano Kitsamby dia be hazo madinika midoroboka sy milobolobo mora ierena.
[2.588#]
|
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ierena |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|