Teny iditra ifandaminana (lamina)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Ohatra Amin' izay lafiny izay, fandaniana andro fotsiny ny fampihavanana satria ny vahoaka malagasy dia tsy manana raharaha ifandaminana velively, fa ny mpanao politika ihany no manana olana amin' izy samy izy. [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ifandaminana, ifandaminako, ifandaminanao, ifandaminany, ifandaminantsika, ifandaminanay, ifandaminanareo, ifandaminan', ifandaminan-, ifandaminam-, ifandamina-
Ny lasa : nifandaminana, nifandaminako, nifandaminanao, nifandaminany, nifandaminantsika, nifandaminanay, nifandaminanareo, nifandaminan', nifandaminan-, nifandaminam-, nifandamina-
Ny hoavy : hifandaminana, hifandaminako, hifandaminanao, hifandaminany, hifandaminantsika, hifandaminanay, hifandaminanareo, hifandaminan', hifandaminan-, hifandaminam-, hifandamina-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20