|
|
|
|

Teny iditra 1  ifandimbiasana
Fototeny  2 dimby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ny sotro iray isan' olona koa aza mbola azo antoka eto, fa any indraindray, rahefa misy vahiny ao an-trano, ka tsy mifanisa amin' ny olona ny sotro, dia sotro iray no ifandimbiasan' ny anankiroa. [2.4#44]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21