|
|
|
|

Teny iditra 1  ifandrombahana
Fototeny  2 rombaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  alika mierona mitofezaka no ifandrombahana an'ezakezaka! [1.232]
8  Ny raozy ifandrombahana no iriko kosa ho eo an-tanako fa efa ela no nanorokorohan'ialahy azy. [2.895#162]
9  Hatramin'izay, raha vao tsy manan-katao ny ankizy ao an-trano, dia ifandrombahana ny manao fanorona. [2.503#44]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19