Teny iditra ifanotofana (tototra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Ohatra Raha misy boky, na artikla, nataon’ny mpanoratra mahay mandaha-teny na mahay tonon-kira, ets., dia ifanotofana ery ny mividy azy [2.346]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ifanotofana, ifanotofako, ifanotofanao, ifanotofany, ifanotofantsika, ifanotofanay, ifanotofanareo, ifanotofan', ifanotofan-, ifanotofam-, ifanotofa-
Ny lasa : nifanotofana, nifanotofako, nifanotofanao, nifanotofany, nifanotofantsika, nifanotofanay, nifanotofanareo, nifanotofan', nifanotofan-, nifanotofam-, nifanotofa-
Ny hoavy : hifanotofana, hifanotofako, hifanotofanao, hifanotofany, hifanotofantsika, hifanotofanay, hifanotofanareo, hifanotofan', hifanotofan-, hifanotofam-, hifanotofa-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20