|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tototra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  24 Nasiana zavatra ka feno tanteraka: Efa tototra ve ilay lavaka ao atsimontrano?
25 Feno, rakotra, lelika: Tototry ny antsanga ny tanimbarinareo ~ Tototry ny alahelo ~ Tototry ny voninahitra
26 Poritra: Tototry ny fanompoana ny vahoaka ka mimenomenona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  27 filled; covered with earth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28 comblé, couvert de terre [1.8]
Ohatra  29  tototra tsikelikely teny ny saha rehetra. [2.472#184]
30  Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. [2.117#110]
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 32  totòtra
Sokajin-teny  33  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  46 Fanetsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy hatrany tsy misy madilana; filefahan' ny hozatra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  47 Secousses qu’on fait subir au fil pour l’égaliser
48 figuré: détente des nerfs [1.3#736]

Fivaditsoratra  totòtra, tototra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19