Teny iditra ihirana (hira)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1na, raha jerena lavitra: andihizana, ihirana, andehanana atsy sy arý [2.270]
2Ary raha tapitra ny andro hadimiana hatramin' ilay andro ninomana, ka tsy naninon-tsy naninona dia ampiakarina ifaliana sy ihirana. [2.857]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ihirana, ihirako, ihiranao, ihirany, ihirantsika, ihiranay, ihiranareo, ihiran', ihiran-, ihiram-, ihira-
Ny lasa : nihirana, nihirako, nihiranao, nihirany, nihirantsika, nihiranay, nihiranareo, nihiran', nihiran-, nihiram-, nihira-
Ny hoavy : hihirana, hihirako, hihiranao, hihirany, hihirantsika, hihiranay, hihiranareo, hihiran', hihiran-, hihiram-, hihira-
Filaza mandidy : ihirao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20