|
|
|
|

Teny iditra 1  ihohofana
Fototeny  2 hohoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#262]
Ohatra  8  Aza ihohofana, anaka, fa mbola misy aina mitepo, ka aoka hahazo rivotra [2.324#]
9  Tsy mahateny tsy mahavolana I Saonina sy Terezy kely mitazana ny nofon-drainy ihohofana sy itomanian' olo-maro [2.470#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26