|
|
|
|

Teny iditra1  ikala tokana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] zanaka vavy tsy misy fanampiny toy ny hoe vavy tokana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [tokana, alone.] a word sometimes used by the older officers in addressing the Queen
an only daughter
Voambolana  5  Teny fanajana
6  Fifandraisana: fianakaviana
Singan-teny  7  Ikala, tokana
Mpanahaka  8  ilaytokana

Fivaditsoratra  9  anatakilako, ikala tokana, natakolakay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21