|
|
|
|

Teny iditra1  ikambanana (kambana)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#307]
Ohatra  3  Fiterahana no anay fa zanaka ikambanana io; [2.587#]
4  Zanaka ikambanana, hono, aho, ka tsy azo atao an-trano mihono izy. [2.4#]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20