Teny iditra | 1 ila hoho |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Sombiny kely, poti-javatra kely dia kely [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 Nearly, almost, scarcely, hair-breadth, within half a nail [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Peu s'en faut, il s'en faut de la moitié d'un ongle [1.3] |
Singan-teny | 6 ila, hoho |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny ila hoho io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |