|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ilaina
Fototeny  2 ila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tokony hananana, tokony hatao: Ilaina amin' ny sakafo ny vary sy ny hena / Ilaina ny mihinana mba ho velona
9 Tadiavina, takina: Ilain' ny vatana ny miala sasatra indraindray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be wanted, to be needed, to be taken, to be asked for. [1.2]
11 to be wanted to be desired, to be needed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on cherche, qu'on désire, dont on a besoin [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ilaina
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 15  ilaina
Fototeny  16 ila
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
18  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  19 Akana ampahany na antsasany: Ilao io hena io hoentinao [1.1]

Fivaditsoratra  20 ailany, ilaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21