Teny iditra | 1 ilavoamena |
Singan-teny | 2 ila, voamena |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Anaram-bola izay 0,10 F ny sandany: (ilan' ny voamena, izany hoe antsasaky ny voamena) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [voamena, two-pence.] A penny ; lit. one side of twopence. Pronounced, lavoamena [1.2] |
Ohatra |
6 Hatramin' ny ilavoamena no midina dia atao tomba-maso avokoa. [1.437#] 7 Tsy fantatro izay nataon' ny fianakaviana hafa, fa tao aminay ilavoamena no azony. [2.472#] |
Voambolana |
8 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Tsipelina hafa | 9 lavoamena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |