Teny iditra ilay
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Fanao indrindra amin' ny anaran' olona na zavatra: 1) tondroina mafimafy kokoa: Ny masoandro no ilay mpanasoa ny voary; 2) na efa noresahina: Moa efa tonga teo ilay mpandrafitra? 3) na anaram-bosotr' olona na biby lahy: Nandrifatra ilay mena ka tsy tana. (Matetika no soratana atao teny iray ny ilay sy ny mpamaritra anarana, ny fitambarany no nanjary anaram-bosotra: Nandrifatra Ilaimena ka tsy tana.) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The, this, that. It is often used like the English definite article. [1.2]
 That one, usually referring to someone or something understood or previously referred to [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le, celui; indique souvent une personne ou une chose dont on déjà parlé [1.8]
Kamban-teny 
Lohateny Ilay fitia (Solonomenjanahary Ranivoarisoa)
Ilay fitiavana mpandresy (Rabearivelo Jean-Joseph)
Ilay Fivoriana mahazendana (Rapatsalahy Paul)
Ilay Kintana mamirapiratra (Rajohanesa Philippe)
Ilay Veromanitra (Rafanoharana)
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19