Teny iditra ilofosana (lofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Ary ny soratra dia tsy voatokana ho an' ny sasantsasany izay nofidin'ny razana na ny hery tsy fantatra fotsiny ihany, fa azon'ny be sy ny maro, ny sarangan'olona isan-karazany ilofosana ny fandrantoana azy. [2.606]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ilofosana, ilofosako, ilofosanao, ilofosany, ilofosantsika, ilofosanay, ilofosanareo, ilofosan', ilofosan-, ilofosam-, ilofosa-
Ny lasa : nilofosana, nilofosako, nilofosanao, nilofosany, nilofosantsika, nilofosanay, nilofosanareo, nilofosan', nilofosan-, nilofosam-, nilofosa-
Ny hoavy : hilofosana, hilofosako, hilofosanao, hilofosany, hilofosantsika, hilofosanay, hilofosanareo, hilofosan', hilofosan-, hilofosam-, hilofosa-
Filaza mandidy : ilofosy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/14