|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  lofo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sakalava] Familiana ny botry hitodika any amin' ny iavian' ny rivotra, indrindra raha handatsaka ny vatofantsika [1.1]
Voambolana  4  Fifamoivoizan-tsambo

Teny iditra (2/3) 5  lofo
Sokajin-teny  6  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fiezahana, fikelezana aina hanatanteraka izay atao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 persistence [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 courage, persistance [1.8]
Voambolana  11  Ontam-po

Teny iditra (3/3) 12  lofo
Sokajin-teny  13  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  17 [Bara] henam-pandevenana [1.78]
18 [Bezanozano] omby vonoina amin'ny fahafatesana [1.78]
19 Omby novonoina taloha raha misy maty mba ho fanomezam-boninahitra ilay nodimandry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 cattle slaughtered for the dead (prov.) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21 boeufs immolés pour les morts [1.8]

Fivaditsoratra  22 folo, lofo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19