Teny iditra | 1 indrakindrafana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Hendra trendratra tsy mahapetraka eo am-piandrasana zavatra mahafinaritra na atahorana mamp anahinahy: Indrakindrafana erỳ ny ankizy fa rahampitso izahay no handeha ho any Mahajanga 4 Taitaitra, adaladala: Olona indrakindrafana iny, ka aza atao mahagaga anao ny fihetsiny [1.1] 5 taitaitra, hendratrendratra fa toa mahatsiaro ao anaty ao foa toa hisy zavatra hitranjga [2.285#220] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 having an impression in one's mind. See kafana. [1.2] |
Ohatra |
7 Nivaloharika sady tsy nahateny Zaka, indrakindrafana toa very ambiroa, nijery ahy sy nandinika ilay tovovavy, dia nitsiky nony ela! [2.5#35] 8 Teo am-pitsinjovana anefa dia ny masony ihany no mifantoka any fa ny sainy sy ny fony dia toa mamolivoly sy indrakindrafana be hafahafa. [2.895#69] |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny indrakindrafana io |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |