| Teny iditra | 1 indramina |
| Fototeny | 2 indrana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Angatahina mba hanaovana nefa haverina rehefa avy eo: Nindramin' i Soa ny sininay hantsakany
9 Iangaviana hanao raharaha fa tsy karamaina: Olona nindramina ireo miasa ny tanimbarinay ireo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 used of the thing which is to be borrowed.
[1.2] 11 to be borrowed; cf. sambotra [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 qu'on a emprunté
[1.8] |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | indramina, 14 mandraiñy, 15 manindria |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|