|
|
|
|

Teny iditra1  indray mahamasa-bary
Singan-teny  2  indray, mahamasaka, vary
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] halavam-potoana mitovy amin' ny fotoana ahamasahan' ny vary andrahoina (eo amin' ny antsasak' adiny eo)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] in about half an hour ; lit. as long as one cooking of rice.
6  [1.7] the time it takes to cook rice (something over 30 minutes)
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] le temps qu'il faut pour faire cuire du riz
8  [2.415] le temps nécessaire à la cuisson du riz. Environ une demi-heure.
Voambolana  9  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07