|
|
|
|

Teny iditra1  indray mahamasa-patsa
Singan-teny  2  indray, mahamasaka, patsa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] halavampotoana mitovy amin' ny ahamasahan' ny patsa andrahoina (eo amin' ny fahefatr' adiny eo)
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415] le temps nécessaire à la cuisson des chevrettes. Environ un quart d'heure.
Voambolana  6  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07