Teny iditra indray mihelatra (indray, mihelatra)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: haingana
Ohatra Raha atao indray mihelatra ny tahan’ny fitomboana sy ny tahan’ny sondrobidim-piainana dia tahaka izao no hita: [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31