| Teny iditra | 1 intsivy |
| Fototeny | 2 sivy |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Enti-milaza fiverenan-javatra na asa imbalo ampiana indray mandeha.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 nine times
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 neuf fois
[1.3] |
| Fivaditsoratra | intsivy, 9 vintisy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|