| Teny iditra | 1 iny |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Enti-manondro olona na zavatra tokana lavitra dia lavitra, zara raha taza-maso: Handalo any amintsika mantsy izao iny vorona iny. Matetika koa anefa ny iny dia enti-manondro zavatra akaiky eny an-tanan' ilay olona itenenana mihitsy: Omeo ahy kely aza fady iny boky aminao iny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 that
[1.2#289, 1.7] 7 this. It is always used of something thoroughly known to both speaker and spoken to. It is also used when giving anythig to a person [1.2#289] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 ce, cet, cette
[1.3#280, 1.8] 9 celui-là, celle-là. Détermine aussi un temps passé [1.3#280] |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe iny |
| Tsanganana sy sary iray takila |
11 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|