|
|
|
|

Teny iditra 1  iombonana
Fototeny  2 ombona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Iarahana manao: Iombonanay telo tonta ny varotra ataonay
9 Ikambanana manana: Iombonanay fito mianadahy itỳ trano itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
10 to be the object of joint ownership or of joint effort [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 au sujet de quoi on associe ses efforts [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny hoe iombonana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 anambonio, iombonana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21