|
|
|
|

Teny iditra 1  iposahana
Fototeny  2 posaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#494]
Ohatra  8  Amin' ny enina ny iposahan' ny masoandro (Le soleil se lève à six heures) [1.3#494]
9  Izay mitoetra amin' ny tany aloky ny fahafatesana no iposahan' ny mazava [2.996]
10  ary nanilika ny andro sy ny taona, mahatahotra, mba hiposahan' ny fo mandrifaizay [2.59#136]
11  Saingy angamba ho tafaverina alohan' ny hiposahan' ny masoandro aho, raha tianao ny hiandry ahy [2.529#27]

Fivaditsoratra  12 ipasohana, iposahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19