|
|
|
|

Teny iditra 1  irahina
Fototeny  2 iraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alefa hitondra iraka na hanao asa iray: Ikoto no nirahina ho any amin-dry dadatoa ~ Iza no nirahina haka Dokotera?
9 Tendrena, omena fahefana: Nirahin' ny fanjakana atỳ amintsika izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be sent as a messenger [1.2#291]
11 to be sent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on envoie [1.3#282, 1.8]
Ohatra  13  Tsy andriny ianao ka nirahiny aho [2.895#61]
14  Ary ankehitriny handeha hirahiko ho any Ejipta hianao [2.996#51.007.034]
15  Tamin' izay dia nirahin-dRamboasalama izy [2.508#380]
16  Ary raha irahin' ny Manjaka dia mandeha ihany [2.366#36#96]
17  Mpivarotra aloha no nirahina tamin' ny voalohany [2.366#28]
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 ahirina, 20 hariañy, 21 hiraina, 22 ihirana, irahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21