|
|
|
|

Teny iditra1  ireo (io)
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-manondro olona na zavatra maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "io": Ampangino ireo zaza mitomany ireo fa mankarenin-tsofina [1.1]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny mpisolo rehetra
6  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22