|
|
|
|

Teny iditra 1  isakafoana
Fototeny  2 sakafo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 (often pronounced isakafòànana) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 (on entend souvent dire isakafoànana) [1.8]
[1.3#561]
Ohatra  10  Maloto satria ivoahana sy idirana, isakafoana, amotehanareo taratasy, anidinan' ny vovoka avy any alatrano. [2.332#]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21