Teny iditra isam-bahoaka
Singan-teny isa ; vahoaka
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1Samy isam-bahoaka tao ny karazan' olona rehetra, na ny Mainty na ny Fotsy [2.508]
2Ho esorin' ny Tompo marina aho, tsy ho isam-bahoakany [2.996]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08