|
|
|
|

Teny iditra1  isan-enim-bolana
Singan-teny  2  isaka, enina, volana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  semestriel [1.66]
Ohatra  5  Toa tsy mbola nisy fahavorian' olona marobe tahaka izany, na tamin' ny fitokanantrano, na tamin' ny lohavolana, na tamin' ny Isan' Enim-Bolana [2.649]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30