|
|
|
|

Teny iditra1  isan-enim-bolana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  3  semestriel [1.66]
Ohatra  4  Toa tsy mbola nisy fahavorian' olona marobe tahaka izany, na tamin' ny fitokanantrano, na tamin' ny lohavolana, na tamin' ny Isan' Enim-Bolana [2.649]
Singan-teny  5  isaka, enina, volana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30