Teny iditra | 1 isan-jato |
Singan-teny | 2 isa, zato |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ireo antokon' ny mponina manao fanompoana izay mitsinjarazara ho zato isaky ny iray tarika ampahany raha atao ara-keviny amin' ny zato: Ny valopolo isan-jato amin' ny Malagasy dia mpamboly |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] pourcentage |
Voambolana |
6 Matematika: rafitrisa |
Lohateny |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny isan-jato io |
Fivaditsoratra | 9 Anjoatsy, antsojay, isan-jato |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |