Teny iditra | 1 isikinana |
Fototeny | 2 sikina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#604] |
Ohatra |
5 Ny fitafiana taloha tany an-tendrony dia hodi-kazo (fato), kapohina ho malemy, dia isikinana. [1.437#] 6 Hozaraintsika roa ny filazana izany: ny momba ny lamba asampina ary ny momba ny lamba isikinana. [2.436#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny isikinana io |
Fivaditsoratra | 12 ikisinana, isikinana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |