| Teny iditra (1/2) | 1 sikina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
28 Lamba ahodidina ny tena ka midina hatreo amin' ny lohalika: Naka lamba hataony sikina Rasoa dia lasa nanome hanina ny akoho amam-borony
29 Fanodidinana lamba ny tena, ka ho an' ny lehilahy, eo amin' ny valahana no fatorana ilay lamba, fa eo ambany helika kosa ho an' ny vehivavy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30 a cloth worn around the waist
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 étoffe qu'on porte autour des reins
[1.8] |
| Ohatra |
32 nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo.
[2.472]
|
| Voambolana | 33 Toe-karena: zaitra |
| Fikambanana | 34 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe sikina |
| Teny iditra (2/2) | 35 sikina |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
40 Famorana na hasoavana: Sikin-jaza
41 Hafanam-po, faharisihana amin' ny asa [1.1] |
| Fivaditsoratra | 42 kisina, sikina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|