|
|
|
|

Teny iditra1  itadiavana
Fototeny  2  tady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#640]
Ohatra  6  Ary iza no itadiavana ny harena, fa tsy ny vady aman-janaka? [2.298#47]
7  Ady itadiavana izay ho mpifehy, ka lozan' izay lehilahy resin' ny hatsaran-tarehim-behivavy, fa eo amin' ny nofo no itoeran' ny heriny. [2.5#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny itadiavana io

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/11