|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tady
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Kofehy; ireo kiran-javamaniry samihafa azo atao kofehy amatorana: Makà tady hamehezana ny entana
19 Famolaina: Efa nahitsy tamin' ny tady ity lalana ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 a cord, a rope. Taly is used in the provinces. [Mal. tali.] [1.2]
21 a rope [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 corde [1.8]
23 corde, cordon [1.13]
Ohatra  24  Nony tapaka ilay tady, nividianany tady vy. [2.606#207]
25  Toko telo mahamasa-nahandro, tady telo olana saro-tapahina. [2.558]
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 33 misy ny teny hoe tady
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 28  tady
Sokajin-teny  29  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  39 Fizahana, fikarohana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  40 (root) [1.2]
Fikambanana  41  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tady

Fivaditsoratra  42 daty, tady

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21