|
|
|
|

Teny iditra1  italanjonana
Fototeny  2  talanjona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#656]
Ohatra  5  Trano maningana italanjonana any Andrefan' Ankaratra io trano fiangonana io, fa tsy misy trano vato voapaika afa-tsy izy any, mitovy saranga amin'ireo fiangonan-dehibe trano vato eto Antanànarivo sy Ambatoharanana na amin'ny rafitra na hatsarantarehy. [2.588#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny italanjonana io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20