|
|
|
|

Teny iditra 1  talanjona
Fototeny  2 lanjona
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 Gaga, vanana izaitsizy: Talanjona Ikoto nahita ity vy be misondrotra eny amin' ny habakabaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 amazed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 stupéfait [1.8]
Ohatra  15  Sady talanjona Raleva no hontsa! [1.281]
16  Moa tsy talanjona ianareo vahiny. [2.445#85]
17  Gaga ny trondro, talanjona ny voay [2.576#4]
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21