|
|
|
|

Teny iditra 1  italanjonana
Fototeny  2 talanjona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#656]
Ohatra  8  Trano maningana italanjonana any Andrefan' Ankaratra io trano fiangonana io, fa tsy misy trano vato voapaika afa-tsy izy any, mitovy saranga amin'ireo fiangonan-dehibe trano vato eto Antanànarivo sy Ambatoharanana na amin'ny rafitra na hatsarantarehy. [2.588#]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21