|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  itambarana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 collectif [1.13]

Teny iditra (2/2) 4  itambarana
Fototeny  5 tambatra
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#657]
Ohatra  11  Ezaka itambarana ho amin' ny fahadiovana; [2.445#]
12  Ny bikan-trano sy ny lokony no itambarana amin' ny maha trano gasy azy, mitafo bozaka sy milalotra tanimena. [2.470#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19