|
|
|
|

Teny iditra 1  itantarana
Fototeny  2 tantara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#677]
Ohatra  8  Koa hitantsika amin' ireny santionany vitsivitsy ireny fa mba nanan-javatra azo itantarana azy ihany ny ntaolo. [1.318#]
9  Eo an-tokotanin'ny mpisoro na loham-poko no itantarana ny momba ny razana sy ny angano mbamin'ny hainteny isan-karazany. [2.606#]

Fivaditsoratra  itantarana, 10 tantaraina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19