|
|
|
|

Teny iditra1  tantara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fahalalana ny zava-niseho tamin' ny andro lasa: Mampianatra antsika zavatra maro ny tantarampirenena
4  Filazana fitohitohizan-javatra, andraisan' olona anjara, tena nisy marina na noforomporonin' ny saina fotsiny: Tia mihaino tantara ny ankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a story, a tale [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  histoire, conte; l'histoire [1.8]
Ohatra  7  Tsy ahoany loatra izay tantara sy anganon-drainy [2.470]
8  Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy [2.48]
9  Ny mba tantaran|tantaram' ny tanindrazanareo, tsy ampy raviny roa na telo amin' ny boky fianarana tantaran|tantaram-pirenena fampiasa amin' ny kilasy ambony. [2.472]
Voambolana  10  Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lohateny  19  Amina Batsola : tantara mampangitakitaka nisy marina tokoa taminʹny andron-dRanavalona III (Dox (Razakandraina Jean Verdi Salomon))
20  Angano aman-tantara : famakian-teny (Rabenandrasana Lalao François)
21  Hamy : Sombintantara (Andriamangatiana Iharilanto Patrick)
22  Ikelimalaza sy ny tantarany (Ramiandry J)
23  Ikotofetsy sy Imahaka sy Tantara Malagasy hafa koa : nangonina sy nalaha-dRabezandrina ( John Parrett, Imarivolanitra, Antananarivo.)
24  Index des Tantaran' ny Andriana eto Madagascar (Vernier Elie)
25  Ny tantaran' ilay savomanitra (Razafiniaina Charlotte)
26  Ny Tantaran'ny Fiangonana (Hübsch Bruno, Bethaz Giustino)
27  Ny Tantaran'ny Firenena Malagasy (Fagereng Edvin)
28  Ny tantaran' ny Martiora malagasy (Rabary Jean-Joseph)
29  Ny tantaran' ny Olomasina (Bethaz Giustino)
30  Tantara Betsileo : Lovantsaina I (Rainihifina Jessé)
31  Tantaran' Andriamatoa Philibert Tsiranana : prezidan' ny repoblika malagasy voalohany (FMMA)
32  Tantaran-drazana hitadidiana ny fihavanana ( )
33  Tantaran' i Madagasikara (Rabearana)
34  Tantaran' i Madagasikara isam-paritra (Randriamamonjy Frédéric)
35  Tantaran' ny Martiora Malagasy Farany : nijaly tamin' ny 1857 ( photographed at BNF June 2024)
36  Tantaran' ny Vazimba mainty : Ny Mpanjakan'ny Vazimba tao Isoro (Rainianjanoro)
37  Tantaran' ny Voaramasiaka dia ny mainty enin-dreny (Rainianjanoro)
38  Tantaran' ny Zanakantitra sy ny Menalamba tao andrefan' Ankaratra (Rasamuel Maurice)
39  Tantara ny Andriana (Callet François (s.j.))
40  Tantara sy fomban-drazana ( Requested inter-library loan 2020/04/11; item in NYC Public Library. Reply from ILL 2020/06/22: no library will loan it. The book can be found at NY Public Library, BNF Paris 13e, Biblio Nat Univ Strasbourg. 2021/04: envoyé par Billy Randrianasolo, who mentions that it is under copyright. Now in wip/Rainandriamampandry)
41  Tantara sy fomban-drazana Antandroy (Vorimanana Gabriel)
42  Tantara sy jeografia fitaizana ho isam-bahoaka ()

Fivaditsoratra  43  antatra, tantara, taranta, tataran

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11