| Teny iditra | 1 itarina |
| Fototeny | 2 itatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Halehibeazina, halalahina: Nitariko hatrerỳ am-bavahady ny tanimbolim-boninkazoko
9 Ampitomboina, na habe na habetsahana: Itaro isan' andro ny fahalalanao 10 Ampitomboina ara-pilazana: Nitarinao ny filazana ny zavatra, ry Ikoto: olona efapolo raha misy no tonga ka nolazainao hoe roanjato [1.1] |
| Fivaditsoratra | itarina, 11 riatina, 12 tairina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|