|
|
|
|

Teny iditra 1  itehenana
Fototeny  2 tehina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#693]
Ohatra  8  Mitady tehina itehenana sy zavatra iankinana izy noho ny faharerahany. [2.470#50]
9  Malahelo tarehy sy vinibinitra no fijery azy, ary misy lefona maranitea atsatony itehenana eo anoloany. [2.587#]

Fivaditsoratra  itehenana, 10 itenehana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26