|
|
|
|

Teny iditra1  itikatra
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] misy tovana, mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny niaviany "itỳ": Tsy tiako itikatra satroka itikatra. Aleoko lavitra itikatra
Fototeny  4  itỳ
Tovy hevitra  5  itikitra
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  7  atikitra, itikatra, takaitry

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21