|
|
|
|

Teny iditra 1  itokanana
Fototeny  2 tokana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Anaovana lanonandehibe alohan' ny hampiasana azy: Tamim-pomba lehibe sy manetriketrika no nitokanana ilay trano fiangonana vaovao [1.1]

Fivaditsoratra  9 anakatony, 10 anakotany, 11 ikatonana, 12 ikotanana, 13 itakonana, itokanana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19