|
|
|
|

Teny iditra1  itomaniana
Fototeny  2  tomany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#718]
Ohatra  5  Ny reniny no itomaniany (Il pleure sa mère) [1.3#718]
6  Ny fanambadiana andihizana am-boalohany, fa itomaniana ao am-parany. [2.69#245]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny itomaniana io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20