|
|
|
|

Teny iditra 1  tomany
Fototeny  2 tany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 (t ~ om ~ any) Ranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Atsaharo ny tomany
15 Mandatsa-dranomaso miaraka amintsento noho ny alahelo: Midona ny oran' Ankaratra, / Vaky tsipelana ny any Anjafy / Tomany tomany Razanaboromanga. (Hain-tenin' ny Ntaolo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 to weep, to lament [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 pleurer [1.8]
18 [tomañy] [Sakalava-Mayotte] pleurer [1.405]
Ohatra  19  Fo mamelovelon' ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin' izy mianadahy avy. [2.470#82]
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 antimo, 22 manito, 23 manoty, mañoty, 24 Timona, tomany

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17