Teny iditra itondrana (tondra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Nitondrana fitarainana aho ka nandray. [2.472]
2saingy samy hafa ny fomba itondrany azy. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : itondrana, itondrako, itondranao, itondrany, itondrantsika, itondranay, itondranareo, itondran', itondran-, itondram-, itondra-
Ny lasa : nitondrana, nitondrako, nitondranao, nitondrany, nitondrantsika, nitondranay, nitondranareo, nitondran', nitondran-, nitondram-, nitondra-
Ny hoavy : hitondrana, hitondrako, hitondranao, hitondrany, hitondrantsika, hitondranay, hitondranareo, hitondran', hitondran-, hitondram-, hitondra-
Filaza mandidy : itondray, itondrao
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20