Teny iditra | 1 Itrimobe |
Singan-teny | 2 trimo, be |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [0] jereo Trimobe |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.11] personage de Razam-be: Ifaramalemy sy Ikotobekibo |
Ohatra |
6 Dia niakatra izy ka nanao fanafana araka ny natoron' itrimobe. [2.69#] |
Voambolana |
7 Fivavahana, finoana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |